| Entrée | 1 zanaka am-pielezana |
| Mots élémentaires | 2 zanaka, 3 fielezana |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 enti-milaza ireo zanaky ny faritany na fiangonana iray ka tsy eo an-toerana fa miparitaka any amin' ny tanàna samihafa any noho ny fitadiavana na antony hafa [1.1] |
| Explications en français |
6 (zanaka ampielezana) littéralement "les enfants éparpillés". Les émigrés, la diaspora [1.5] |
| Vocabulaire | 7 Sociologie |
| Citations | 8 Textes citant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|